Teny iditra hita maso
Singan-teny hita ; maso
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Vu de ses propres yeux, évident [1.3]
Ohatra Ny mpanambady anie rambon'osy
ka tsy atoro fa hitamaso
ary ny mpitovo kosa
ravakareo mpanambady
[2.131]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01