Teny iditra hita maso (hita, maso)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fandikana frantsay vu de ses propres yeux, évident [Abinal 1888]
Ohatra Ny mpanambady anie rambon'osy
ka tsy atoro fa hitamaso
ary ny mpitovo kosa
ravakareo mpanambady
[Fox: Hainteny, laharana 297]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31