|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  hitany
Fototeny  2  hita, -ny
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra hita sy mpisolo
Ohatra  4  [2.649#245>Hitany ny lavaka] hitany ny lavaka
5  [2.529#16>Inona no hitany ?] Inona no hitany ?

Teny iditra (2/5)6  hitañy
Fototeny  7  tañy
Sokajin-teny  8  ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mitañy

Teny iditra (3/5)9  hitany
Fototeny  10  h-, ita, -ny
Sokajin-teny  11  ny ho avin' ny matoantenin' ny iharana itana sy mpisolo

Teny iditra (4/5)12  hitany
Fototeny  13  h-, ita, -ny
Sokajin-teny  14  ny ho avin' ny matoantenin' ny famenony sy mpisolo

Teny iditra (5/5)15  ... hita ny ...
Sokajin-teny  16  Tsy lazaina (teny sasany)
Ohatra  17  [2.113#59] hiara-hiera ho hita ny helony
18  [1.357] Indraindray miala tsy hita ny rano

Fivaditsoratra  19  ... hita ny ..., hitany, hitañy, nitahy, tahiny, tihina, tinahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08