Teny iditra (1/2) | 1 hitika |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feno tsara, (fiteny indrindra amin' ny famarana fa ny "himpona" kosa, amin' ny toerana na isa): Hitika tsara ity vata ity Enti-milaza akanjo mangeja, mifanerana amin' ny toe-batana, mifaninjitra |
Teny iditra (2/2) | 4 hitika |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] Famindrana kingakinga erỳ |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] action de marcher lestement, avec une certaine vitesse, avec ostentation |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 9 hitikitika |
Fivaditsoratra | 10 hakiti, hitaky, hitika, tihika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |