|
|
|
|

Teny iditra1  hitsa-drano
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fanaovana an-keriny hiditra ao an-tranon'olona manana ady amin'ny tena
Singan-teny  4  hitsaka, rano

Fivaditsoratra  5  andritsoha, androtsahy, handositra, handrotsia, hitsa-drano, sandratohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21