|
|
|
|

Teny iditra1  hitsaka am-po rano
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fanaovana izay heverin'ny tena ho mety fotsiny fa tsy mila ny hevitry ny hafa
Fanaovana soa am-po
Singan-teny  4  hitsaka, ampo, rano

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07