|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hitsiky
Sokajin-teny  2  ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mitsiky
Ohatra  3  Izaho moa ve hanana aina hitsiky aiza, ny manjo ahy aza tsy hitako! [2.4#]

Teny iditra (2/2)4  hitsiky
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.78] [Bara] paraky kisoka
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.196] Nom du tabac, Nicotiana tabacum L. (Solanaceae) quand il s'agit des variétés riches en nicotine, utilisées comme tabac à mâcher. On l'utilise sous deux formes : le tabac à mâcher en poudre, appelé kisoka, et le tabac à chiquer, découpé en « carottes ». On dit aussi pakitsy pour cette catégorie de tabac. [Bara]
Voambolana  8  Haizavamaniry
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  11  hitsiky, tsikihy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02