Teny iditra hitsin-dalana
Singan-teny hitsy ; lalana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fanavatsavana sy fanitsiana amin' izay akaiky, fa tsy manaraka ny lalana faleha izay matetika miolakolaka [1.1]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/01