|
|
|
|

Teny iditra1  hitsin-dalana
Singan-teny  2  hitsy, lalana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fanavatsavana sy fanitsiana amin' izay akaiky, fa tsy manaraka ny lalana faleha izay matetika miolakolaka
Kamban-teny 
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny hitsin-dalana io

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/01