Teny iditra | 1 hivingivina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fihifikifiky ny loha raha manda na sendra misotro zavatra mangidy na marikivy. |
Fototeny | 4 hivina |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 10 hivina |
Fivaditsoratra | 11 ahivingivin, hivingivina, nahivingivi |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |