Teny iditra hivingivina (hivina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihifikifiky ny loha raha manda na sendra misotro zavatra mangidy na marikivy. [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra hivina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05