|
|
|
|

Teny iditra1  hizinana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] (toerana): Andentehana zavatra
Irohotana, ifanosehana
Fototeny  4  hizina
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  hanizina, hazinina, hizinana, nahizina, nihazany, nihizana, nizahany, zanahiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21