Teny iditra (1/4) | 1 hoa |
Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
3 vovo (alika) [Sihanaka]
[1.78] 4 Jereo hoha [1.1] |
Teny iditra (2/4) | 5 hoa |
Sokajin-teny | 6 tenim-piontanana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 hia! [Tanosy]
[1.78] |
Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny tenim-piontanana rehetra |
Teny iditra (3/4) | 9 hoa |
Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
11 sahala, mitovy [Bara]
[1.78] |
Teny iditra (4/4) | 12 hoa |
Sokajin-teny | 13 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
14 saiky [Bara]
[1.78] |
Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 16 aho, hao, hoa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |