Teny iditra | 1 ho aiza |
Sokajin-teny | 2 tambinteny, ho avy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ho aiza: enti-manontany ny tany haleha: Hoaiza ianareo rahampitso? |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] where are (you) going? |
Singan-teny | 5 ho, aiza |
Mpanahaka | 6 aiza |
Fivaditsoratra | 7 ahaizo, ahazoy, ahoiza, ho aiza, ihazao, ihazoa, izahao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |