Teny iditra (1/2) | 1 hoaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lavaka, loaka anatin' ny hazo, vatolampy Fisokafan'ny vava mitanatana mba hamoaka rivotra amin'ny fotoana mahanoana na ta hatory Hery sy feo re rehefa mandoa |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 hoaka |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Tambahoaka]
varavarankely 12 [1.13] varavarankely boribory na lavalava fanao ambany tafo |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.13] oeil de boeuf |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 15 akoha, hakao, hakoa, haoka, hoaka, ohaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |