Teny iditra hobina (hoby)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Deraina amin' ny antsoantsom-pifaliana: Nohobin' ny vahoaka ireo mpiantafika vao avy nandresy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be acclaimed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on acclame [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hobina, hobiko, hobinao, hobiny, hobintsika, hobinay, hobinareo, hobin', hobin-, hobim-, hobi-
Ny lasa : nohobina, nohobiko, nohobinao, nohobiny, nohobintsika, nohobinay, nohobinareo, nohobin', nohobin-, nohobim-, nohobi-
Ny hoavy : hohobina, hohobiko, hohobinao, hohobiny, hohobintsika, hohobinay, hohobinareo, hohobin', hohobin-, hohobim-, hohobi-
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20