| Teny iditra (1/2) | 1 hobohoboina |
| Fototeny | 2 hobohobo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Afenina, atao an-kifonofono: Inona io zavatra hobohoboinao anaty lamba io?
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 hobohoboina |
| Fototeny | 10 hobohobo |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 to be made to be abundant, plentiful, liberal
[Provincial]
[1.2#270] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|