Teny iditra | hoby | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Antsoantsom-piravoana atao ho mari-piderana: Tsy nifandrenesana ny hoby nataon' ny vahoaka ny Filohan' ny Nosy [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A shout of rejoicing [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Acclamations [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hoby io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | bohy, hoby |
Nohavaozina tamin' ny 2021/12/11 |