Teny iditra | 1 hodidinina |
Fototeny | 2 hodidina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Misy... mamaritra ny sisiny hatraiza hatraiza: Hodidinin' ny hazo ny tanànanay Fefena, sokeraina: Hodidinin' ny fahavalo ny tanàna ka aoka isika hiomana tsara Otronina: Nohodidinin' ny minisitra ny Filohan' ny Nosy teo anoloan' ny lapan' ny tanàna |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be surrounded; to be wrapped |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on entoure; qu'on enveloppe |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny hodidinina io |
Fivaditsoratra | 12 hodidinina, ihodidinan, nahodidiny, nihodidina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |