|
|
|
|

Teny iditra1  hodimaso
Singan-teny  2  hoditra, maso
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] (hodi-maso) ilay hoditra mahazo mikatona sy mivoha manarona ny maso
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the eyelids
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] paupières
Ohatra  7  manatevina ny hodimaso ireo holatra [2.424#]
Voambolana  8  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07