Teny iditra | 1 hofahofa |
Fototeny | 2 hofa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#259] [duplicatif fréquentatif] |
Ohatra |
5 [2.356#168] Nihetsika mora ny fiaran-dalamby, nandeha ny hofahofa tanana. 6 [2.113#20] Lehilahy ranjanana sy tsara bika, miakanjo lasoa misy voahangy sy akorandriaka madinika, miantsoroka hofahofa lasoa sy rojo volafotsy tsara tarehy misy trondro volafotsy mikiraviravy. |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 8 fahofaho, fohafoha, hofahofa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |