|
|
|
|

Teny iditra1  hofahofa
Fototeny  2  hofa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#259] [duplicatif fréquentatif]
Ohatra  5  Nihetsika mora ny fiaran-dalamby, nandeha ny hofahofa tanana. [2.356#168]
6  Lehilahy ranjanana sy tsara bika, miakanjo lasoa misy voahangy sy akorandriaka madinika, miantsoroka hofahofa lasoa sy rojo volafotsy tsara tarehy misy trondro volafotsy mikiraviravy. [2.113#20]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny iharana :

Fivaditsoratra  8  fahofaho, fohafoha, hofahofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21