|
|
|
|

Teny iditra1  hofaina
Fototeny  2  hofa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany
5  Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to be waved at [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  qu'on appelle par un signe de la main [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  12  hofana

Fivaditsoratra  13  anafiho, faohina, fiahona, fianaho, fihaona, hofaina, ifahano, ifohana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20