Teny iditra | hofaka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Rambon' ondry; rambon' orana, izany hoe ilay miforitra amin' ny orana; kibon' ny valala; rambon' ny valala Rambon' akanjo mitaritarika aoriana. [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The tail of a sheep [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | La queue des moutons, des écrevisses, l'abdomen des sauterelles Les ajustements qui se trouvent sur la partie postérieure des robes [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hofaka io | |||
Fivaditsoratra | hafoka, hofaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |