Teny iditra |
hofakofaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Izay miendaka amin'ny faritra sasan'ny tena ka manjary mihetsiketsika; zavatra tsy mipetaka tsara ka tonga mihofakofaka na mielakelaka [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce qui se détache par écailles, par pellicules ou par petits éclats [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
hofakofaka
(hofaka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Kivilivily, vezimbezina, hevingevina [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Balancement, agitation, secousse [1.3]
|
Sampanteny |
|