Teny iditra (1/3) | 1 hofana |
Fototeny | 2 hofa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany 5 Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1] |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 10 hofaina |
Teny iditra (2/3) | 11 hofana |
Fototeny | 12 hofa |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 Raisina hipetrahana ka andoavana hofany: Hofan-dRakoto mpanao kiraro ny tranon-dRabeao atsimonay [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
15 to be rented from someone [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 qu'on loue de quelqu'un [1.8] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 21 hofaña |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
23 kankana mena monina amin'ny tany mandomando [Tanala]
[1.78] |
Voambolana |
24 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Fivaditsoratra | 25 fahano, fanaho, fanoha, hafona, hofana, hofaña, fahano, fanaho, fanoha, hafona, hofana, hofaña |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |