Teny iditra | hohaina (hoha) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Akoraina, horakorahina: Natahotra ny hohohain' ireo ankizy adala ireo aho ka naleoko nandositra [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ahonahy, hohaina, ihohana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |