|
|
|
|

Teny iditra1  hohazana
Fototeny  2  hohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Hadina tsy lalinaloatra amin' ny tanana na tongotra: Hohazan' ny saka ny tany
Fokarina: Nohohazan' ny akohonareo ny vomanganay
Tadiavina, karohina ho fantatra: Nohohazan-dRakoto ilay zavatra noresahintsika, fa tsy niteny aho na indraim-bava aza
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  hahazoan, hahazona, hanohaza, hohazana, hozahana, nohahaza

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05