Teny iditra (1/2) | 1 hoho |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazandrazana tandroka maniry eo amin' ny loha rantsana: Hohon-tsaka Rangotra: Safosafo tonga hoho (Rabearivelo) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a claw; a finger or toe nail |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] griffe, ongle |
Voambolana |
6 Haiaina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Lahatsoratra |
20 Randzavola: hoho ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 21 hoho |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.78] [Tanosy]
tranombitsika ambony hazo 24 [1.1] [Sakalava] Karazam-bitsika vaventy izay manao trano tany amin' ny hazo, mahery mihazakazaka, misy poizina mampanaintaina raha voakaikiny |
Voambolana |
25 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |