| Teny iditra | 1 holandey |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny mponina tompon-tany ahy amin' ny tanin' i Holandy: Mipetraka amin' ny tany ambanin' ny haavon' ny ranomasina ny Holandey
4 Momba an' i Holandy na an' i Holandy na avy any Holandy: Sarotra ny mandresy ny ekipa holandey amin' ny baolina kitra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 Dutchman, Dutchwoman
6 Dutch [3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 hollandais, hollandaise
[3.1] |
| Voambolana | 8 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 9 holandy, 10 holandy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|