Teny iditra | 1 holandey |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny mponina tompon-tany ahy amin' ny tanin' i Holandy: Mipetraka amin' ny tany ambanin' ny haavon' ny ranomasina ny Holandey Momba an' i Holandy na an' i Holandy na avy any Holandy: Sarotra ny mandresy ny ekipa holandey amin' ny baolina kitra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] Dutchman, Dutchwoman Dutch |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [3.1] hollandais, hollandaise |
Voambolana |
6 Haitoetany: firenena, foko |
Mpanahaka | 7 holandy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |