|
|
|
|

Teny iditra1  homan-dany roa ohatra ny dinta
Singan-teny  2  homana, lany, roa, ohatra, dinta
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  (sady mitsentsitra ny vavan' ny dinta no manaikitra ny vodiny): enti-milaza zavatra mampididoza roa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/29