Teny iditra | 1 homan-droka |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] efa antitra dia antitra (ka miverina amin' ny fahazazana mitsimpona mihinana izay rehetra hitany na dia fakofako aza) |
Singan-teny | 4 homana, roka |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny homan-droka io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |