Teny iditra | 1 homan-droka |
Singan-teny | 2 homana, 3 roka |
Sokajin-teny | 4 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
5 efa antitra dia antitra (ka miverina amin' ny fahazazana mitsimpona mihinana izay rehetra hitany na dia fakofako aza) [1.1] |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny homan-droka io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |