|
|
|
|

Teny iditra1  homan-tena
Singan-teny  2  homana, tena
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ireo miferin' aina amin' ny zavatra mihatra aminy; ny tany homan-tena kosa dia ireo mihotsaka sy mikorosy ho azy na tsy misy mihady akory aza
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny homan-tena io

Fivaditsoratra  6  hanetonam, homan-tena, namotehan, nanetoham

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21