Teny iditra | 1 honaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy mahahetsika noho ny halehibiazan-doatra na noho ny aretina; tsy fahafahana miarina am-pandriana; vonto, hotsaka Vono, fametsapetsana. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#265] épuisé, tombant de fatigue sous son propre poids ou par suite de maladie, qui reste couché sans pouvoir se lever ; imbibé, saturé d’un liquide; fig. action de rosser |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 10 ahonak, hakaon, hakoan, hanako, hankao, hanoka, honaka, nakoha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |