|
|
|
|

Teny iditra1  honikonina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fahasahirankiranana amin'izay atao, amin'ny fiomanana an' izay hatao, amin'ny famonjena zavatra maro indray atao, amin'ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan'ny olona

Fivaditsoratra  5  honikonina, nahonikoni, nikohonany, nohaniniko

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29