|
|
|
|

Teny iditra1  honjihonjy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjihonjiko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjihonjinay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny
Tsipelina hafa  4  honjohonjo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26