Teny iditra 1/3 | honkona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Masom-by lehibe, izany hoe vy fisapisaka mihorona boribory itsofohan' ny zaran' ny angady na antsy, mba hahamafy ny fifandraisany. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Virole [1.3] | |||||||||||||||
Voambolana | Fitaovam-piasana | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Teny iditra 2/3 | honkona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] Sorghum caffrorum (Thunb.) P.Beauv. (Poaceae). Le Sorgho ou mil des Caffres. Graine utilisée pour l'alimentation. [1.196] | |||||||||||||||
Anarana siantifika | Sorghum caffrorum | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Teny iditra 3/3 | honkona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka Avaratra] Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae). Voir aussi fontsy, ravinala, etc. [1.196] | |||||||||||||||
Anarana siantifika | Ravenala madagascariensis | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/28 |