Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
honoina
(
hono
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
Tsahoin' ny olona, lazain' ny olona ataony honohono
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
honoina
, honoiko, honoinao, honoiny, honointsika, honoinay, honoinareo, honoin', honoin-, honoim-, honoi-
Ny lasa :
nohonoina, nohonoiko, nohonoinao, nohonoiny, nohonointsika, nohonoinay, nohonoinareo, nohonoin', nohonoin-, nohonoim-, nohonoi-
Ny hoavy :
hohonoina, hohonoiko, hohonoinao, hohonoiny, hohonointsika, hohonoinay, hohonoinareo, hohonoin', hohonoin-, hohonoim-, hohonoi-
Filaza mandidy :
honoy
Fivaditsoratra
anohino
,
anohony
,
honoina
,
ohonina
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05