|
|
|
|

Teny iditra1  hontsanana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asiana rano izay kobankobanina ao anaty zavatra mba handiovana azy: Hontsany itỳ tavoahangy itỳ
Fototeny  4  hontsana
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  hanantsona, hanontsana, hontsanana, nahontsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21