Teny iditra hontsanana (hontsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana rano izay kobankobanina ao anaty zavatra mba handiovana azy: Hontsany itỳ tavoahangy itỳ [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hontsanana, hontsanako, hontsananao, hontsanany, hontsanantsika, hontsananay, hontsananareo, hontsanan', hontsanan-, hontsanam-, hontsana-
Ny lasa : nohontsanana, nohontsanako, nohontsananao, nohontsanany, nohontsanantsika, nohontsananay, nohontsananareo, nohontsanan', nohontsanan-, nohontsanam-, nohontsana-
Ny hoavy : hohontsanana, hohontsanako, hohontsananao, hohontsanany, hohontsanantsika, hohontsananay, hohontsananareo, hohontsanan', hohontsanan-, hohontsanam-, hohontsana-
Filaza mandidy : hontsany

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20