|
|
|
|

Teny iditra1  hontsonina
Fototeny  2  hontsona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Hetsehina, hozongozonina: Tsy azo hontsonina akory itỳ vato itỳ
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  hontsonina, ihontsonan, nahontsony, nihontsona, nohontsain, nohontsany

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05