|
|
|
|

Teny iditra1  hopaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fihofahofana (enti-milaza zavatra mitapelaka ka mikopakopaka tsofin' ny rivotra na voahetsiketsika). Jereo kopaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  abattre, agiter. § kòpaka. [Tankarana] [1.19]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  10  hapoka, hopaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31