Teny iditra (1/2) | 1 horakoraka |
Fototeny | 2 horaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny horakora-pifalian' ny vahoaka Feon' ny sahona: Horakoraka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] the cries of a crowd |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] les cris d'une foule |
Ohatra |
7 Kotaba, horakoraka moa izao! [2.356] 8 Feno horakoraka sy tabataba ny tanàna. [2.117] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 10 horaka |
Teny iditra (2/2) | 11 horakoraka |
Fototeny | 12 horaka |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 17 horaka |
Fivaditsoratra | 18 harakorako, harokaroka, horakoraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |