|
|
|
|

Teny iditra1  horia
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny ataon' ny mpiandry ondry mba hampijanona na hampivily lalana ny andian' ondry

Fivaditsoratra  4  ahori, ahory, arohy, hairo, haori, haory, hario, haroi, haroy, hiaro, hiora, hirao, hiroa, hoari, hoary, horia, iharo, Iraho, iraho, ohari, ohary, rahoy, roahi, roahy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31