Teny iditra horintsina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahatsiarovana ohatra ny misy zavatra mitsoriaka na manaikitraikitra ny nofo aman-kozatra any anaty any; feo maranitra sady avo izay manindrontsindronamafy ny sofina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay douleur piquante mais interne [Abinal 1888 takila 270]
Voambolana 
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13