|
|
|
|

Teny iditra1  horisy
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny fanao rehefa mandroaka ny akoho amam-borona mitady hiditra ao an-trano
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] mot usité pour chasser les animaux, les volailles
Voambolana  5  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  6  hisory, horisy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21