|
|
|
|

Teny iditra1  horokoroka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza ny zaza vao teraka na ny zana-borona vao foy miala amin' ny akorany, ka samy malemilemy sy bodaboda [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31