Teny iditra hosokosoka (hosoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra tsy tena izy, fa ala tahaka ratsy sy vita an-tandrevaka mba hamitahana: Nanao vola an-kosoka izy ka voasazy roapolo taona amponja. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Fraud, falsification [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Supercherie [1.3, 1.8]
 Falsification, altération, apparence fausse et trompeuse, comme celle de la fausse monnaie [1.3]
 Fraude [1.8]
Ohatra Fa nanomboka teo amin' ny varimitsangana kosa, dia ny marina tsy nisy hosokosoka no nambarako. [2.4]
Tovy hevitra hosoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/01